|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mitoky
Root  2 toky
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 mametraka fanantenana: Tsy hitoky amin' olona mpamitaka toa anao na oviana na oviana aho
9 miankina, miantehitra: Aza mitoky amin' ny fahaizan' ny tena [1.1]
Explanations in French  10 avoir confiance ne, se confier à, compter sur: Aza mitoky amin' io lehilahy io (N'ayez pas confiance en cet homme, défiez-vous de cet homme) ~ Aza mitoky amin' ny haren' ny tany (Ne comptez pas sur les richesses de ce monde) [1.3]
Examples  11  Ary mbola mitoky ny sampy ny olona monina any; [2.48#612]

Entry (2/2) 12  mitoky
Root  13 toky
Part of speech  14  active verb
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :
Explanations in Malagasy  19 [Antambahoaka] maminany (ombiasa) [1.78]
20 Mamosavy, mamorika [1.1]
Explanations in French  21 ensorceler [1.3]

Anagrams  22 kômitỳ, 23 mikito, mitoky

Updated on 2026/04/20