Entry |
mitokana
(tokana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mipetraka irery: Mitokana ao an' efitra ao izy fa tsy miaraka amin' olona Mankalaza zavatra vao iray, alohan' ny hampiasana azy: Ny Minisitra mihitsy no hitokana ilay trano fitsaboana vaovao [1.1]
|
Morphology |
Present : |
mitokana |
Past : |
nitokana |
Future : |
hitokana |
Imperative : |
mitokàna |
|
Compound words, titles, names |
|
Proverbs |
|
Entry |
mitokàna
(tokana)
|
Part of speech | imperative of active verb mitokana
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|