Entry | 1 mitezitra (tezitra) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Mampiseho tsy fahafaliana amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy; mandevilevy: Nitezitra an-jandriny izy. / Mitezera fa aza manota [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/05 |