|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mitendry
Root  2 tendry
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mikasika zavamaneno mba hamoahany feo: Mahay mitendry valiha ve ianao? [1.1]
Examples  9  mitendry valiha amin-dranomaso latsain' ny nenina sy akoran' ny sakaizany. [1.437#]
10  Ny iray mitendry valiha, ny iray mirebika eo atn-povoan-trano, ary ny sisa mitehaka. [2.649#]
Vocabulary  11  Music: (in general)
Combinations  12  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitendry

Entry (2/2) 13  mitendry
Part of speech  14  active verb
Explanations in Malagasy  15 [Antesaka] mihinana maraina [1.78]
Combinations  16  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitendry

Updated on 2026/04/20