|
|
|
|

Entry 1  mitarozaka
Root  2 tarozaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mihantona miraviravy, mikiraviravy, mirazorazo, mikirazorazo: Tapaho any io tady mitarozaka eo amin' ny lavarangana io
8 Maharitra ela toa tsy misy farany: Tapaho haingana izay hevitrao fa mitarozaka izany resaka izany [1.1]
Explanations in English  9 to hang down, to hangout [1.2]
Explanations in French  10 être long, fluet et pendant, pendiller
11 être redit sans cesse, durer longtemps [1.3]
Other spellings  12 mitarozika

Anagrams  13 mikaozatra, 14 mitarazoka, mitarozaka

Updated on 2026/04/22