Entry mita rano
Elementary words mita ; rano
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mandeha an-dakana na mirobo-drano mba hiampita [1.1]
Examples Lalina ny faharatsian' ny lalana fehizay, fa indraindray mitarano be voay sady manonja, anefa lakan-kely no andehanana. [2.649]

Anagrams 

Updated on 2023/05/28