|
|
|
|

Entry 1  mitapitapy
Root  2 tapitapy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Tonga miatoato, tsy indray migorodana fa tsirairay ary misy elanelany ny eo aloha sy ny ao afara: Mitapitapy ny fiavin' ny orana tato ho ato [1.1]

Updated on 2026/04/20