Entry mitapatapaka ahitra
Elementary words mitapatapaka ; ahitra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Miara-midinidinika momba ny zavatra iray [1.1]
Explanations in English To discuss something [1.7]
Explanations in French Discuter, examiner en détail [1.8]
Examples 
1ka dia miondrika hila hevitra amin' izy rehetra, hiara-kitapatapaka ahitra sy hitoritory ravina. [2.298]
2Tonga eo amin' ny kihon-dàlan' ny fiainako aho, ka ataoko fa hanan-tsiny amin' ise raha tsy midinidinika sy mitapatapaka ahitra. [2.5]

Updated on 2023/10/06