|
|
|
|

Entry 1  mitangolika
Root  2 tangolika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mifadiditra, miolikolika manodidina...: Mitangolika amin' ny vatan-kazo ny vahy
8 Miolana: Mitangolika izany ny tsinaiko fa voan' ny mandalo aho [1.1]
9 mitambolona [1.13]
Explanations in French  10 se recroqueviller, se courber [1.13]

Anagrams  mitangolika, 11 mitongalika

Updated on 2026/04/20