|
|
|
|

Entry 1  mitambesatra
Root  2 tambesatra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manindry na miankina mafy amy...: Aza mitambesatra amin' ny soroko ianao [1.1]
Explanations in English  9 to weigh upon; to be heavily burdened [1.7]
Explanations in French  10 Tirer, peser dessus: Aza mitambesatra amin’ ny soroko, fa sasatra aho (Ne pesez pas, ne vous appuyez pas sur mes épaules, parce que je suis fatigué) ~ Mitambesatra amiko ireo zaza ireo (Ces enfants sont à ma charge) ~ Mitambesatra amiko ny loza (Le malheur pèse sur moi) [1.3#658]
11 peser dessus [1.8]
Examples  12  Izy andrin' ny fianakaviana ity no hanjary adidy iray lehibe mitambesatra amin' ny vady aman-janany. [2.470#50]
13  Fantatra fa manan-javatra mitambesatra aminy ireo olona ireo. [2.472#198]

Updated on 2026/04/20