Entry mitaitaika (taitaika (taika))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Tonga mitsitapitapy: Tsy tiako ny fahatongavanareo mitaitaika toy izao
Maneno mitapitapy, midindina: Natao nitaitaika ny lakolosy tamin' ny fivoahan' ny razana avy tao am-piangonana [1.1]
Morphology 
Present : mitaitaika
Past : nitaitaika
Future : hitaitaika

Updated on 2020/07/31