Entry mitafotafo (tafotafo (tafo))
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Feno hatramin' ny molony
Be dia be: Fisaorana mitafotafo no atolotray [1.1]
Explanations in English To be full with a heap on (of dry measures) [1.7]
Explanations in French être comble (se dit des mesures de capacité) [1.8]
Examples Tsy lanitra anefa ity tany ity, ka saro-piaro amin'ny hasambarana mitafotafo loatra ny vintana [2.583]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20