|
|
|
|

Entry 1  mitafo
Root  2 tafo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Misy tafo: Hitanao ve ilay trano avara-dalana mbola tsy mitafo io? ~ Trano mitafo vifotsy [1.1]
Explanations in English  8 to be roofed [1.7]
Explanations in French  9 être couvert d'un toit [1.8]
Examples  10  Tranoheva iray lehibe mitafo bozaka kosa, no eo atsimon-trano manaraka ny halavan' ny rindrina. [2.470#151]
11  Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy [2.472#103]

Anagrams  12 famoty, 13 mifota, mitafo, 14 mitofa

Updated on 2026/04/20