Entry misondrotra (sondrotra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitombo, mihalava, mihalehibe: Misondrotra haingana ity zanakazo ity izanysondrotra ny rano tamin' ny fahavaratra farany tao ~ Nisondrotra ny rano tamin' ny fahavaratra farany tao
Mitombo vidy, mihalafo: Misondrotra ny vidin-kena
Miakatra ambony, misavoana: Nisondrotra teny amin' ny habakabaka ilay sarim-papango ~ Nisondrotra teny ambonin' ny tafontrano ny lelafo
Miakatra voninahitra, lasa ambony: Nisondrotra ho tale, hono, Rakoto ~ Nisondrotra noho ny fianarana ny zanakao [1.1]
 Miakatra, mitombo [1.13]
Explanations in French S'élever; augmenter [1.13]
 Former ses épis pour les céréales [1.196]
Examples 
1Eo an-tampon' ny havoana kely misondrotra eo an-tsisin' ny tany lemaka no misy azy. [2.587]
2Tsy maninona anefa izany, ekenay an-tsitrapo, raha mba misondrotra sahala amin' ny zanaky ny olona ialahy. [2.472]
Morphology 
Present : misondrotra
Past : nisondrotra
Future : hisondrotra
Imperative : misondrota
Compound words 

Updated on 2023/01/20