Entry | 1 misolo (solo) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Manao ny asan' ny... mitana ny toeran' ny...: Rakoto no nisolo ny mpitantsoratra nanavy [1.1] 4 Manova: Mbola misolo akanjo izy [1.1] 5 Miova: Misolo matetika loatra ny dokotera eto amintsika [1.1] |
Explanations in English |
6 To be a substitute for [1.7] |
Explanations in French |
7 être remplacé, compensé [1.3#623] |
Examples |
8 Fantatr' ilay nanao anefa fa misolo toerana ilay nampiany izy na miara-voa aminy raha tratra. [2.472] 9 Raha misy tsy fahafahany dia ny lehiben' ny firaketan-draharahan' ny Fitsarana Fandravana no misolo azy. [1.320#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word misolo |
Updated on 2023/08/11 |