|
|
|
|

Entry1  misolelaka
Root  2  solelaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Mitalesaka mivelatra: Misolelaka ny tarehin' iny olona iny
5  Marivo aty: Vilany misolelaka
6  Mandokadoka sy manolikoly mba hahazoana zavatra: Misolela-dava io zazalahy io [1.1]
Examples  7  misolelaka ilay vazaha eo, mampifampikosoka ny tanany roa mitory ny hafaliany. [2.472]
Proverbs  8  Proverbs containing the word misolelaka

Updated on 2023/01/20