Entry misoitra (soitra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Misavasava ny lavenona, na ny vain' afo amin' ny hazo kely lavalava izay atao hoe soitrafo
Maka voankazo amin' ny hazo lava marani-doha
(omby) Mandentika ny tandrony amin' ny tany [1.1]
Morphology 
Present : misoitra
Past : nisoitra
Future : hisoitra
Imperative : misoira
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/05