Entry (1/2) | 1 misodika |
Root | 2 sodika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manala ny tsiratsiraka na ny hoza-dravin' ny rofia: Misodika rofia 5 Manala ny fako kely madinika alohan' ny hitotoana vary: Misodika vary i Bozy 6 Manesotra ny menaka na ny hero-dronono mitsinkafona: Nisy nisodika ny herotra tamin' ity ronono ity 7 Mijerijery taratra alohan' ny hangalarana 8 Misonenika izaitsizy eo am-pandihizana: Loza raha hisodika io tovovavy io rehefa mandihy [1.1] |
Explanations in French |
9 séparer les fibres du rofia, écumer, écrémer, trier [1.3#615] 10 séparer les fibres, défibrer [1.196] |
Examples |
11 Ny herotra misodika amin' ny ronono, angonina ary kapohina, dia manome ny dibera. [2.332#] |
Morphology |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word misodika |
Entry (2/2) | 17 misodika |
Root | 18 sodika |
Part of speech | 19 active verb |
Explanations in Malagasy |
20 Mikendry zavatra eny am-panidinana manodidina ny tena (vorona) [1.1] |
Explanations in French |
21 rôder, voltiger tout autour [1.3#615] |
Examples |
22 ny papango misodika ambony eny akaikin' ny rahona; [2.587#] 23 Hitsikitsika sy papango no hita misodika eny indraindray, manao ny akaniny eny antsefatsefaky ny harambato. [2.499#] |
Morphology |
|
Anagrams | 28 midosika, misodika, somidika |
Updated on 2021/09/30 |