Entry | 1 misisika |
Root | 2 sisika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miditra, mitsofoka, milatsaka: Misisika amin' izao raharaha rehetra izao Rangahy io 5 Mitsofoka amim-pahakingana: Nisisika tao ampovoan' ny vahoaka ny anao lahy ka tsy hita 6 Manao ditra hitsofoka, manao izay hidirana: Nosakanana izy nefa nisisika tao antrano ihany 7 Mitsofoka tsy hita akory, tsy nampoizina: Nisy vola roanjato nisisika tao anaty boky [1.1] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/01/20 |