Entry misionera
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Mpitondra fivavahana alefa any an-tany hafa hampianatra sy hitory ny finoany [1.1]
Examples Nilaza tamin'ny mpanao raharaham-piangonana io misionera io fa marary ihany Ingahy Rainialijaona. [2.324]
Origin French: missionaire.

Updated on 2020/07/31