Entry | 1 misimisy |
Part of speech | 2 noun |
Examples |
3 Raha te-hamboly misimisy izahay, dia mampiasa tanin' olona isasahana. [2.472] 4 Nomeko azy izay tokony ho vidin' ny omby roa, ary mbola nampiako vola misimisy ihany hiravoany miaraka amin' ny lafy valo. [2.471] 5 Saropantarina mihitsy izay tokony ho marina, kanefa toa ity hevitra farany ity no misimisy kokoa. [1.38] |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word misimisy |
Updated on 2020/07/31 |