Entry misikim-ponitra
Elementary words misikina ; fonitra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Miasa amin-kerimpo mafy [1.1]
Explanations in English To gird up one's loins in earnest. [1.2]
 To gird oneself tightly in order to work hard [1.7]
Examples Misikimponitra izy na dia tsy tahaka ny fahiny intsony aza ny herim-batana sy herin-tsaina ao aminy. [2.470]
Synonyms manao sikim-ponitra ~ misikin-dahy
Proverbs 

Updated on 2023/07/24