|
|
|
|

Entry1  misikim-ponitra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Miasa amin-kerimpo mafy [1.1]
Explanations in English  4  To gird up one's loins in earnest. [1.2]
5  To gird oneself tightly in order to work hard [1.7]
Examples  6  misikimponitra izy na dia tsy tahaka ny fahiny intsony aza ny herim-batana sy herin-tsaina ao aminy. [2.470#]
Synonyms  7  manao sikim-ponitra, misikin-dahy
Elementary words  8  misikina, fonitra
Proverbs  9  Proverbs containing the word misikim-ponitra

Updated on 2023/07/24