|
|
|
|

Entry (1/2) 1  misesika
Root  2 sesika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Misy sesika: Misesika horompotsy io kidoro io ka asa raha ho tianao
9 Feno: Misesika ny entana ny efitrano ka tsy misy hidirana intsony
10 Mirohotra miditra na mitsofoka an-keriny: Nisesika niditra tao an-trano fianarana ny ankizy
11 Mihinana be ambosika, na terena hihinana toy ny vorona afahy: Loza raha hisesika katsaka io ganagana io [1.1]
Explanations in English  12 to enter by force [1.7]
Explanations in French  13 entrer par la force [1.8]
Examples  14  Kidoro jiafotsy misesika mololo no fandriana niraisany ary bodofotsy iray efa misy tampitampina no nirakofany. [2.472#9]

Entry (2/2) 15  misesika
Part of speech  16  active verb
Explanations in Malagasy  17 [Sihanaka] manerana [1.78]

Updated on 2026/04/20