Entry misazoka (sazoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitaky tsy an-drariny, an-keriny, maka tsy andrariny: Nisazoka vola tany amiko izy [1.1]
Morphology 
Present : misazoka
Past : nisazoka
Future : hisazoka
Imperative : misazoha

Anagrams 

Updated on 2023/01/05