Entry misava lalana
Elementary words misava ; lalana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ireo olona alefa mialoha hanomana ny dia amin' ny hiavian' ny lehibe [1.1]
Explanations in French Celui qui donne l' exemple fraie le chemin aux autres [2.415]
Examples Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana [1.1]

Updated on 2023/12/26