|
|
|
|

Entry1  misatroka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manao satroka
Explanations in English  4  [1.7] to wear a hat or other headgear
Explanations in French  5  [1.8] porter chapeau
Examples  6  [2.324] Indro nisy lehilahy avo vaventy efa zokiolona, zarazara hoditra, misatroka volotsangana sady manao palitao fotsy sy pataloha mainty, ary mikiraro mainty, arahin'ny mpanompo vitsivitsy.
7  [2.48] Ary izay meloka amin' izao dia tsy mitafy lamba fotsy ary tsy misatroka, ary hasiana marika ny handriny.
Root  8  satroka
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word misatroka

Anagrams  14  akamositr, kamositra, mirotsaka, misatroka, misokatra, mitsoraka

Updated on 2025/01/21