|
|
|
|

Entry1  misasasasa
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Miteraka na mamoaka feo toy ny feon' ny orana avy na ny an' ny rano mandeha haingana amin' ny fikorianany
Explanations in French  4  [1.3] produire un bruit léger, comme celui de la pluie qui tombe, des feuilles agitées par le vent, d'une barque qui fend l'eau.
Explanations in Italian  5  [1.18] stormire: Misasasasa ny ravinkazo (Le foglie degli alberi stormiscono)
tambureggiare: Misasasasa ny orana ao ambonin'ny tafo fanitso (La pioggia tambureggia sopra i tetti in lamiere)
Examples  6  [2.356] ny feo mikarantsana, miatoato na misasasasa toa tsy ho azo tohaina.
7  [2.499] Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany.
Vocabulary  8  Sound
Root  9  sasasasa
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :

Updated on 2024/12/11