Entry misary adala (sary, adala)
Part of speech locution
Allegation Word or locution seen in: tiafatratra
Examples Ory ny fon-dreny mahita izany, nefa moa setrain' ny ditran-jaza nateraka ka na dia te ho hendry aza dia misary adala ihany indraindray. [2.470]

Updated on 2020/07/31