|
|
|
|

Entry 1  misarebaka
Root  2 sarebaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mirefarefa amin' ny tany: Misarebaka ny lambanao
9 Mitafy lamba izay arefarefa amin' ny tany: Maika ho aiza ity ianao no misarebaka toy izao? [1.1]

Updated on 2026/04/20