Entry misaotra (saotra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mankasitraka noho ny soa nataon' ny hafa tamin' ny tena: Namonjy ahy tamin' ny loza izy ka nisaotra azy aho
Mametraka tsy ho vady: Efa telo volana izay Rakoto no nisaotra an-dRasoa [1.1]
Explanations in English To thank; to bless; to divorce one's wife [1.7]
Explanations in French Remercier; bénir; divorcer de sa femme [1.8]
Examples 
1Misaotra anareo roa lahy aho, fa nanao ala-nenina hianareo! [2.324]
2Misaotra dia misaotra anao indrindra, ry Aly, hoy Ramanabeloma velon-tsiky sy fahamiramiranana. [2.470]
Morphology 
Present : misaotra
Past : nisaotra
Future : hisaotra
Imperative : misaora
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20