Entry misangotra (sangotra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mioty vary ka ny salohy masaka no tsongoina amin' ny tanana na tapahina amin' ny antsy [1.1]
  [Sihanaka, Tambahoaka] Mioty [1.78]
Morphology 
Present : misangotra
Past : nisangotra
Future : hisangotra
Imperative : misangora

Updated on 2023/01/05