|
|
|
|

Entry 1  misandrahaka
Root  2 sandrahaka
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mirantsandrantsana, misampantsampana: Tsy misandrahaka firy io hazo io [1.1]
Explanations in English  8 same as mirahaka [1.2]
Explanations in French  9 rayonnant [1.13]
Examples  10  Toa fakan-kazo maina ireo lalan-drà lehibe sy kely misandrahaka amin' ny tenany. [2.470#147]
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21