|
|
|
|

Entry1  misamboaravoara (samboaravoara)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mihetsika mahery ka mitambolimbolina, mitroatra izaitsizy, mitopatopa sy mivalombalona fatratra ka mitsamboamboatra: Nisamboaravoara aoka izany ny ranomasina androany
4  Mitroatran-katezerana, mihavatravatra: Nisamboaravoara tamin' ny mpianatra izy fa nisy nananihany azy tamin' izy ireo [1.1]
Explanations in English  5  to be turbulent, to rise in waves [1.7]
Explanations in French  6  être agité, s'agiter en vagues [1.8]
Examples  7  tsy misy rivotra mitsoka fa tony dia tony ny habakabaka, nefa ny onja misamboaravoara, ary ny ampitso na afak' ampitso vao tonga ny tafiotra mahery arahin-dranonorana. [2.471]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
Synonyms  11  misamboara
Compound words 

Updated on 2023/01/20