Entry | 1 misalotra |
Root | 2 salotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitondra salotra: Hitako misalotra Rangahy iny rehefa mianjaika 5 Mitafy ilany kely izay tsy mahasarona ny tena manontolo: Nisalotra tapa-damba kely misoratra teny am-bozony izy 6 Manao akanjon' olona, indrindra raha akanjon' olona ambony voninahitra noho ny tena: Sahinao ve ny hisalotra ny akanjo-na lietnà nefa ianao vao kaporaly? [1.1] |
Explanations in English |
7 to wear a vest [1.7] |
Explanations in French |
8 porter gilet [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 masilotra, misalotra, misolatra |
Updated on 2023/01/20 |