Entry (1/4) | 1 misaka (saka) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Maka, mihalotra (foza na orana) amin' ny tanana ao anaty lavany [1.1] |
Examples |
4 Fanalana andro ny ankizy ny fanondrahana anana isan' andro tsy tapaka ka ahazoany maisambo-tsikovoka sy misaka pirina amin' ilay dobokely fakan-drano. [2.470] |
Morphology |
|
Entry (2/4) | 9 misaka (saka) |
Part of speech | 10 active verb |
Explanations in Malagasy |
11 Mandray (lehilahy) amin' ny ankasarotany raha miady aminy [1.1] |
Examples |
12 Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [2.472] |
Morphology |
|
Entry (3/4) | 17 misaka |
Part of speech | 18 active verb |
Explanations in Malagasy |
19 milaza [Taisaka]
[1.78] |
Entry (4/4) | 20 misakà (saka) |
Part of speech | 21 imperative of active verb misaka |
Explanations in Malagasy |
[1.1] |
Explanations in French |
[1.3] |
Tables and plates |
22 All the active imperatives |
Anagrams | 23 kamisa, masika, mikasa, mikasà, misaka, misakà, simaka, kamisa, masika, mikasa, mikasà, misaka, misakà, simaka |
Updated on 2020/07/31 |