|
|
|
|

Entry 1  misafosafo
Root  2 safosafo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandambolambo zavatra amin' ny tanana: Nisafosafo ny lohan-janany Rasoa
9 Mirefarefa: Misafosafo amin' ny tany ny moron-tongotr' akanjonao fa ampakaro
10 Vorona na fiaramanidina raha hikasika ny tany: Nahafinaritra ny nijery ilay vintsy nisafosafo teny ambony rano [1.1]
Explanations in English  11 to caress, to stroke or pat affectionately [1.7]
Explanations in French  12 caresser avec la main, passer la main dessus [1.8]

Anagrams  13 mifosafosa, misafosafo

Updated on 2026/04/20