|
|
|
|

Entry 1  misafofoka
Root  2 safofoka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mianjera
8 Voan' ny aretin-tampoka [1.1]
Explanations in French  9 Tomber, être saisi d’une attaque [1.3#556]
Examples  10  Raha mbola nitebiteby tao anatin' ny loza toy izany izy ireo, ka ny saina toa tonga adala tsy nahevitra na inona, na inona, ary ny maso tsy nijery afa-tsy ity rano misafofoka miakatra tsy azo tohaina, mitondra ny fahafatesana hanarona sy hipaoka ary hitelina sy handrapaka azy; [2.587#]

Updated on 2026/04/20