Entry | misafelika (safelika (felika)) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Miolika, miolaka, tsy mandeha mahitsy fa mihodina: Nisafelika tany ambadiky ny trano no nahatongavako ka tsy hitanao ~ Misafelika ny renirano Mivily, mihodivitra: Soa ihany fa nisafelika ny balan' ny fahavalo ~ Lalana misafelika Manao teny be olakolaka: Nahoana moa ianao no misafelika rehefa miteny fa tsy roba mitsotra [1.1] | ||||||||
Explanations in English | Used also for mifelika [1.2] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word misafelika | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |
![]() |