|
|
|
|

Entry 1  miropy
Root  2 ropy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mitakoko, mipetraka manjokaiky
8 Mialoka: Izany, rahavako, noroa lahy milanja ambetraka, ka sendra laviana miara-miropy, sendra mafana miara-mihinjaka (Rajaonah Tselatra) [1.1]

Anagrams  miropy, 9 mpiory

Updated on 2026/04/20