|
|
|
|

Entry1  mirona (rona)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mihilana miankavia na miankavanana na somary miondrika, miraika, mitongilana: Mirona ity andry ity izany. ~ Mirona amin' ny politika ny lohan-janako
4  Efa ho rava: Mirona ny fanjakana
5  Ta hatory ka miraika atsy miraika aroa ny loha: Andeha hamonjy fandriana fa efa mirona daholo ireto ny ankizy [1.1]
Explanations in French  6  Etre incliné, penché: Mirona ny rindrina (La muraille penche) ~ Mirona ny zaza kely (Le petit enfant penche la tête, a sommeil)
7  lâcher pied sur le champ de bataille, faiblir: Nirona ny miaramila tamin' ny ady (Les soldats lâchèrent pied sur le champ de bataille) [1.3#546]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word mirona

Anagrams  13  mirano, mirona, Ramino, ramino

Updated on 2024/02/09