|
|
|
|

Entry 1  miroky
Root  2 roky
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Tsy miteny mahitsy, tsy manonona tsara [1.1]
Explanations in English  9 to speak a dialect [1.7]
Explanations in French  10 parler dialecte, patois [1.8]
Examples  11  Basivava tsy mahay mikabary Marovatana
be tany tsy misy vokatra Avaradrano
mirebareba tsy misalaka landy Ambodirano
mirijarija tsy mihaingo Vakinisisaony
be kibo tsy manavy Vonizongo
be ohabolana miroky Vakinankaratra
fa ny Voromahery ihany no lohany
[2.131]

Anagrams  miroky, 12 moriky

Updated on 2026/04/20