Entry miroa tany
Elementary words miroa ; tany
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Manao trano na fonenana roa ka indraindray mipetraka any amin' ny anankiray, indraindray any amin' ilay iray hafa [1.1]
Synonyms miroa fonenana

Updated on 2023/06/16