Entry | miroa (roa) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Tsy fiteny afa-tsy raha miaraka amin' ny teny toy ny hoe hevitra, saina, tany, fonenana, lela..., ka ny heviny dia hoe: manana (hevitra...) tsy tokana fa roa: Miroa saina Rakoto: sady ta handeha no te hijanona [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Compound words |
| ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word miroa | ||||||
Updated on 2023/06/17 |
![]() |