Entry miriatra (riatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tanala] Mitriatra, rovitra tsy nahy, mipoaka mafy: Triatre ny semboko (rovitra ny lambako) [1.78]
 Mandositra
Lasa mirintona: Notenenina kely fo-ana ny anao dia niriatra
Mitsiaka, rovitra ka heno mitsefaka ny faharovitana: Niriatra ny pataloany
Mipoaka mafy tampoka; mikotrokotroka: Matahotra mafy ny zafy keliko raha misy varatra miriatra [1.1]
Morphology 
Present : miriatra
Past : niriatra
Future : hiriatra
Imperative : miriata
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20