|
|
|
|

Entry1  mirazotra
Elementary words  2  mira, zotra
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Mathematics: geometry
Explanations in Malagasy  5  Tsipika mitovy elanelana hatrany amin' ny tsipika iray hafa: Ny tsipika AB dia mirazotra amin' ny tsipika DE [1.1]
Explanations in French  6  parallèles [1.13]
Examples  7  mirazotra amin' izany, ny fanamafisana ny fandriam-pahalemana mba hitazomana ny filaminana ara-tsosialy sy ny fanajana ireo fitsipika eo amin' ny fitantanam-bola dia ho hita ihany koa. [1.384#]
Compound words 

Anagrams  10  mirazotra, mirozatra

Updated on 2023/05/18