Entry | 1 miraoka |
Root | 2 raoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Maka sy manongotra ahitra amin' ny vava toy ny fanaon' ny omby, ondry, sns...: Zanak' omby lavi-kijana, anaty toerana manavia; / miraoka ahitra tsy mba voky, mimaona foana, lavi-mpanoina (F. Rai.) [1.1] |
Explanations in English |
5 to eat grass as cattle. [1.2] 6 to crop grass (of cattle, etc.) [1.7] |
Explanations in French |
7 brouter l'herbe; être misérable [1.8] |
Morphology |
|
Zoonyms |
|
Anagrams | 12 akoraim, akoriam, amariko, amirako, amokary, marikao, miraoka, miroaka |
Updated on 2023/01/20 |