|
|
|
|

Entry1  miranirany
Root  2  ranirany
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Sady maro no mitrikitriky: Mahia loatra ity zaza ity fa tsapa miranirany ny taolany [1.1]
Explanations in English  5  long and sharp, as the blade of a knife or a razor. [1.2]
Examples  6  Mangamanga ny tavany ary miranirany be ihany noho ny fahiazany. [2.470]

Updated on 2023/01/05