Entry mirakandrakana (rakandrakana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy (tahom-bary) Mahitsy ary somary mahalankalana: Toa tsy dia hampakatra vary firy izahay taona ito fa nirakandrakana izy ireo taona itsy [1.1]
Morphology 
Present : mirakandrakana
Past : nirakandrakana
Future : hirakandrakana

Updated on 2023/01/05