Entry mipotsaka (potsaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mivoaka ivelan' ny tranony: Mila hipotsaka ny masony
Mivoaka, miseho avy ao: Misy nana mipotsaka avy ao omin' ny vay. / Mahatsiravina ny nahita ny taolana nipotsaka avy ao anatin' ny nofo
Miarina, mivoaka avy ao am-pandriana: Tamin' ny telo maraina izy dia nipotsaka avy tao ampandriana [1.1]
Morphology 
Present : mipotsaka
Past : nipotsaka
Future : hipotsaka
Imperative : mipotsaha

Anagrams 

Updated on 2023/01/05